Yahoo España Búsqueda web

Search results

  1. www.moov.mgMoov

    Ireo zatovo Malagasy teraka teo anelanelan'ny taona 1993 hatramin'ny 2005 no afaka miatrika izany. Mieritreritra ny handatsaka orana artifisialy ny fitondram-panjakana, amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, mba hanampiana ny rano izay miantoka ny famokarana herinaratra amin’ny tambazotra iraisan'Antananarivo (RIA).

  2. 10 de abr. de 2024 · Vanim-potoanan’ny doro tanety eto Madagasikara : Mihalasa aloha ary mihamaharitra kokoa. Mihasarotra hatrany ny fitantanana ny afo eto Madagasikara, araka ny nambaran’ny ministeran’ny Iontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD). Miara-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny anefa ny ministera, miezaka mifehy izany ...

  3. www.moov.mg › article › 90521-canal-5-taona-nanohanana-ny-sarimihetsika-malagasyCanal + Novegasy - moov.mg

    10 de abr. de 2024 · Canal + : 5 taona nanohanana ny Sarimihetsika Malagasy. Tsy zoviana amin'ireo mpanaraka horonantsary malagasy intsony ny Novegasy ho an'ireo mpanjifan'ny Canal +. Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana ireo trano mpamokatra ka efa ho 10 ny sombin-tantara hivoaka hatramin'ny 2025.

  4. www.moov.mg › article › 90255-fintim-baovao-ireo-vaovao-nisongadina-ny-23Moov Hebdo - Semaine du 23 septembre

    30 de sept. de 2024 · Jirama # Famatsiana rano. Nisy ny fihaonanana niarahan’ny Minisiteran’ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana sy ny JIRAMA, izay notarihan’Andriamatoa ANDRIANAMELASOA Lalaina, Minisitry ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, ny 26 septambra 2024. Ny fanamboarana ireo fantsona simba miteraka ny fahatapahan’ny famatsiana rano no ...

  5. www.moov.mgMoov

    L’État compte exploiter le potentiel de l’énergie solaire, avec la mise en place de panneaux solaires pouvant fournir une puissance additionnelle de 350 Mégawatts. Athènes Grèce : Norombahan'i Madagasikara ny medaly volamena tany amin'ny fifaninanana robotika, First Global Challenge. Maripana androany 30 septambra : Antananarivo 13/28 ...

  6. 6 de feb. de 2023 · Mpiara-mianatra teny amin'ny anjerimanontolo no sendra nifanena tamin'i zoky. Kinanjo, kivy aho, nitanondrika, raha nilazana fa marary hatry ny ela ilay tovovavy sahiko nilaozana. Nokikisan'ny aretim-po, ny fahasisoam-panantenana sy ny fahantrana ilay tovovavy tso-po, nanana fijery mihabo sy nanakarem-pitiavana fahiny.

  7. Hace 5 días · Lutte contre l'insécurité : Madagascar élabore un plan stratégique 2024-2028. 06/10/2024 09:43. Nationale.

  8. www.moov.mg › article › 88876-fitrandrahana-mangataka-ny-hanokafana-ny-baseBase Toliara - Moov

    20 de ago. de 2024 · Nampiofanina sy nampahafantarina ny tombontsoan’ny fitrandrahana fasimainty ireo Pretra rehetra tao anatin’ny Diosezin’ny Toliara. Taorian’izany dia resy lahatra izy ireo fa tokony sokafana io Base Toliara io. Mangataka amin’ny fitondram-panjakana mihitsy izy ireo araka izany ny mba hanokafana io toeram-pitrandrahana io.

  9. www.moov.mg › article › 89429-fintim-baovao-ireo-vaovao-nisongadina-ny-25Moov Hebdo - Semaine du 25 août

    2 de sept. de 2024 · Ao anaty fanomanana tanteraka izy ireo amin'izao fotoana izao. Mankahery sy mirary soa azy ireo. Alefa Madagasikara ! Lire la suite. Vakio ao amin'ny www.moov.mg ireo vaovao nanamarika ny herinandron'ny 25 hatramin'ny 1 septambra 2024.

  10. www.moov.mg › article › 90608-fintim-baovao-ireo-vaovao-nisongadina-ny-30Moov Hebdo - Semaine du 30 septembre 2024

    Hace 3 días · Masoivohon'i Inde # Fetim-pirenena Gandhi Jayanti. Nankalazaina teny amin'ny Masoivohon'i Inde eto Madagasikara (Tsaralalàna) ny "Journée Internationale de la Non-violence" sy ny andro nahaterahan'Itompokolahy Mahatma Gandhi. Ny 2 oktobra lasa teo no nanatanterahana ny kanonana.

  1. Búsquedas relacionadas con moov

    sportline